lirik lagu ilay hatsaranao – mirado
toy ny nanonofy ihany aho
raha nahita anao indray andro izay
saika tsy hafa-po mihitsy aho
fa toa nisarika ahy hatrany ny hijery anao
tsy hafeniko fa tena nanaitra ahy ilay fijerinao
indrindra koa fa noravahan’ilay tsiky kely izay
ka aza omena tsiny aho raha toa nanoratra izao hira izao
f’ilay heritreritra izay nanaraka ahy
tsy nety raha tsy nanainga fanahy
nametsovetso ny fahitako anao
naka sary an-tsaina ilay hakantonao
mikalo sy mamisavisa sisa azoko atao
ref: tsy ho hadinoiko velively
tsy ho voafafa na oviana na oviana
ato an-tsaiko ilay fijerinao
ato an-tsaiko ilay fitsikinao
toy ny fitombokase tsy afaka intsony
fa mitoetra ao
toy ny nanonofy ihany aho
raha nilazanao indray andro izay
saika tsy nino mihitsy aho
fa ianao izao no nahavita izay
ekeko fa anananao ny bika sy ny endrika
k’izamy koa angamba no naha be ny mpitsiriritra anao
olombelanaihany moa ianao ka na be aza ny fitiavanao ahy
rehefa tojon’ilay “mahay azy” ianao
niova ihany ka lasa nandao
ka lafiratsiny nahitako anao indray
ilay hatsaranao raha toy izany
mikalo sy mamisavisa azoko atao
ref: tsy ho hadinoiko velively
tsy ho voafafa na oviana na oviana
ato an-tsaiko ilay fijerinao
ato an-tsaiko ilay fitsikinao
toy ny fitombokase tsy afaka intsony
fa mitoetra ao
ref: tsy ho hadinoiko velively
tsy ho voafafa na oviana na oviana
ato an-tsaiko ilay toetranao
ata an-tsaiko ilay nataonao ahy
toy ny fitombokase tsy afaka intsony
fa mitoetra ao
lirik lagu lainnya :
- kumpulan lirik lagu unni wilhelmsen › lirik lagu hope’s tune – unni wilhelmsen
- kumpulan lirik lagu lmoutchou mobydick › lirik lagu intermission (the pen) – lmoutchou (mobydick)
- kumpulan lirik lagu free will vibin › lirik lagu time to get above [trumpets freemix] – free will vibin
- kumpulan lirik lagu revolverheld › lirik lagu die liebe liebt mich nicht – revolverheld
- kumpulan lirik lagu richter › lirik lagu trümmer & staub – richter
- kumpulan lirik lagu smag pa p3 › lirik lagu nede med koldskål – smag på p3
- kumpulan lirik lagu troste baere › lirik lagu røkke og gjelsten og i – trøste & bære
- kumpulan lirik lagu jarkko martikainen ja luotetut miehet › lirik lagu hävitään yhdessä – jarkko martikainen ja luotetut miehet
- kumpulan lirik lagu gwyneth moreland › lirik lagu your summer – gwyneth moreland
- kumpulan lirik lagu ciao italia › lirik lagu mi devi prender cosi (le rital) – ciao italia !