lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu hiverina aho – mr razafy

Loading...

miverimberna ato an-tsaiko

ireny antsonao ireny

tsaroako anie ry nolalaiko

lavitra aho ka tsy miteny

fa raha ny alahelo

dia tsy ambaratelo

tsapako ankehitriny

ny fitiavanao fahiny

izay noheverinao mba tsy hifandao

ref: inona ary no lazaiko

ry elanelan-tany

fantatrao fa tsy ho aiko

ny hanidina avy hatrany

hiverina aho

eny ho aho ry faniriako

hiverina aho ankehitriny

raha mba fantatrao ry tiako

hiverina aho

hiverina aho

hanontany angamba ianao

inona ny antonym izao

fantatrao fa ny tomany

tsy afaka miampita any

hodradraiko sy holazaiko

raha mbola tany koa ny tany

ny fitiavako tsy lany

fa hiverina aho raha sitrakao

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...