lirik lagu otran’lah – raboussa
otran’lah ihany zah nateraka teny @ lalana
tana-polo sy aretsaina no hany mba fanana
de nianatra namindra tao anatin’ny ditra
bobaka ny akama fa bobaka no nifitra
otran’lah mba maniry te ho tafa
te anakarena hay ny lalana samihafa
otran’lah ihany zah te hanana sipa milay
itondra fiara tsara be lafo be tsy takatray
otran’lah anie zah nefa tsy mba misy miaino
dia hitantara zay tsy tanty ny hafaliana sy alahelo
otran’lah miandrandra fandresena
zao de zao d te andresy fa tsy ho faty manantena
otran’lah ihany zah mba te ho tompon’ny tanàna
nofinofy angamba zany raha tsy misy ny fahagagana
otran’lah ihany zah tsy mety sitrana ny ratra
hatramizao mbola miady amle fiainana mahazatra
otran’lah ihany zah fa mbola b ny falemena
tsy sah mamitaka olona d tsy manankarena
otran’lah ihany zah mba te ahita risoriso
ny anareo tô mandeha ho azy fa nenay fona ny diso
otran’lah ihany zah te hinana nefa tsy ikaroka
kanefa nofinofy zany sady mbola ho sarotra
otran’lah zah nefa tsy afaka manôtra
nareo manimba fotsny d zay no manambotra
otran’lah ihany zah le migafy mi dégât
elah tô tafavoka zay nenjehan’ny prah
otran’lah ihany zah te andingana fa tsy afaka
tô misy mandetika raha mitady mba tafiakatra
otran’lah zah te itarika grevy
ny gasy efa mahantra sode manimba revy
otran’lah zah manana ny mokondoha
dia anao zerevy degany apivadika ati-doha
otran’lah iany zah ndraindray ah manontany tena
mba mety itovy ihany sa mena ambanin’ny mena
otran’lah ihany zah misy revy tiana avoka
na revy anaty kandra io wan a revy anaty tôka
otran’lah zah fa mandahatra rima
ngamba tsy any ankôtra zay vo misy fitoviana
otran’lah zah ra maratra mandeha rà
refa maty lasa vovoka any ambany rangolah
ref: isanandro zay mba miezaka
isanandro zay mahita ay tsy mitovy ny tetezana niarahana niampita
fa manantena fandresena mba ho tafa
atraka ny loha fa mbola ivadika ny rasa
isanandro zay mba miezaka
isanandro zay mahita ay tsy mitovy ny tetezana niarahana niampita
fa manantena fandresena indray andro any
tsy kivy fa mandroso mbola mihodina ny tany
otran’lah ihany zah miandrandra ny masoandro mba iposaka
mba te anakarena vetivety
hiditra ao anaty villa milay be
dia tsy taizanaretina tsony ny fahasalaman’ny posinay
lirik lagu lainnya :
- kumpulan lirik lagu trzy korony › lirik lagu kronika podróży, czyli ciuchcią w nieznane – trzy korony
- kumpulan lirik lagu stratoz › lirik lagu enseñame – stratoz
- kumpulan lirik lagu liza lehmann › lirik lagu the owl – liza lehmann
- kumpulan lirik lagu jeune loup › lirik lagu no chills – jeune loup
- kumpulan lirik lagu lilsaku › lirik lagu forever? – lilsaku
- kumpulan lirik lagu angel › lirik lagu bff – angel
- kumpulan lirik lagu beta mx › lirik lagu colores – beta (mx)
- kumpulan lirik lagu jbreezo › lirik lagu lonely – jbreezo
- kumpulan lirik lagu james brown › lirik lagu it’s time to love (put a little love in your heart) – james brown
- kumpulan lirik lagu anatu › lirik lagu friend – anatu