lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu satria enao – raboussa

Loading...

zanahary ô!
mba henoy ny vavakay
anaty haizina ,miantso , ‘lay feo anakiray
indraindray,ny eto an-tany tebitevy foana
ady etsy sy eroa
“lay zandrikely maty noana

oh mba jereo ,oh mba jereo
fa miantso anao
miandrandra manantena ilay fianambaovao
manaiky ‘zay fa mpanota
nefa aza arina
esorinay ny adalana ts ho ataonay fananina

nefa indarindray , sarotra ny miaina ety
lolom’po ,vali-faty fa tsisy fitia
aiza ianao zanahary
‘zay mila fanampina
omeo hery izay fa mbola miady amin’ilay tsy fisiana
manjaka ny herisetra
isam’minitra , isan’ora
satria mitady vola amin’zay fomba moramora
dia mitalaho aminao , henoy ny vavakay
satria ianao , mlay

miantso anao ,midera anao
fa mpanot’izahay
raiso ny vavakay
mba jereo fa miantso anao
miandrandra fianam -baovao
satria enao …

ankotr’zay zanahary
ty misy vavaka iray
mikasika ny tarika raboussa fotsiny indray
manaiky ‘zay fa mpanota
be ireo teny maloto
mbola betsak’ireo miantso anay hoe “jiolam-boto ”

omeo hery izahay
fa mba itodio , oh mba jereo
izay midera anao
miventso ‘zay , mampiara peo

omeo hery ‘zay, hafahanay miala @ ditra
omeo hery ‘zay , hafahanay manohy mozika

ho an ‘i tom
atombok’amin’ny lehilahy
bandy ‘reny de indraindray tratran’ny fakampanahy
mba henoy ,’lay vavaka avy @ dj team
satria tsisy afaka iankinany hafa tsy ianao tsinona
mba jereo i fy
“lay sipa iray ato aminay
omeo azy , izay tokony ho hitanao fa milay
mlay satria enao mlay ray

miantso anao ,midera anao
fa mpanot’izahay
raiso ny vavakay
mba jereo fa miantso anao
miandrandra fianam -baovao
satria enao …

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...