lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu lisy malahelo – ricky

Loading...

miantoraka eny an-tratyrako eny

eny foana ianao

mitomany (2)

aza malahelo malahelohelo foana an !

voay ny varavaran’ny fona hidirako

lisy oh (2)

lisi , lisy , lisy , lisiko ôôôôôôôôôô

aza mitomany intsony ianao

nahoana ianao no miafina

any anatin’ny alina

malahelo(2)

maizina ny andro

very ianao

mianjola esty aloha

tsy misy feo

mamaly anao

lisy oh (2)

lisi , lisy , lisy , lisiko ôôôôôôôôôô

aza malaholo intsony ianao

fa voninkazo vaova

vao niovelatra ianao

dia naratra (2)

mipetraka eo am-baravarana eo foana

eo foana ianao

dia ho simba tsy halazo akopry ianao ry voninkazo

lisy oh (2)

lisi , lisy , lisy , lisiko ôôôôôôôôôô

etsy hositraniko ianao

(fa ho hitanao tsara izany)

lisy malahelo , tsy ho irery ianao (…)

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...