lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu efa lasanao ny foko – rolf

Loading...

ny nahitako anao

voalohany tamin’izay

nanahirana

saro-takarina

tsy hoe ratsy fanahy

na miavona

fa tiako hajaina sy arovana

izaho nefa akia olombelona

tsy ho mafy toy ny fitiavako anao

ref…efa lasanao ny foko

sy ny manodidina ahy

f’avelao aho hanana ny aiko

toa ny hamelako anao ry tiako (2 fois)

toa be ny tsy fitoviana,tsy fifanarahana

tsika tsy ankizy na tsy matotra

ny fahafahantsika tsinjovina

tsy hijaly toy ny voafatotra

ka za anie akia olombelona

tsy ho mafy toy ny fitiavako anao

ref……(2 fois)

ny nahitako anao

voalohany tamin’izay

nanahirana

saro-takarina

tsy hoe ratsy fanahy

na miavona

fa tiako hajaina sy arovana

ref…..(2 fois)

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...