lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu folaka ihany – samoela

Loading...

folaka ihany ny anao ô ! tsy mandatsa aho, ary tsy mikafara à!

mba nanarina ihany taloha, fa niseho azy be mokon-doha. ela ny ela ka voa !

izay milingilingy, dia potraka nama à! tonga saina fa saingy efa tara à!

ity kivetaveta aloha loatra ity no nanimba an’ity jôba ity. hanakory ny ho avin’ty ?

ilay ankizivavy amin’izao fotoana

mirongatra sady toa mamba noana ry zama à!

ny statistika ankehitriny

iray isan-jato ny virijiny madama à!

iry vao oviana no niala couche

mi-accoste sady mitositosy ry akama à!

iry zazakely vao firy taona

ny kibo mibontsina toy ny pôma. azafady ary !

folaka ihany…

maty fosan’ny bandy akama

kôpy jiaby ny iray tanana ry mama à!

fa ikalamalalan’ny be dia be

efa bikina mbola mandehandeha. tsy arako intsony !

ny mst efa izy tsy izy:

sida, angatra, sifilisy. tsy hay mihitsy à!

fa mba fara-faharatsiny miaro-tena

pelipelika anefa dia votsa saina. mbay tany à!

folaka ihany…

ry dada sy neny mba mihevera

rehefa voa anie ka tsisy « marche-arrière », mba jereo à!

ny zanakareo anie ka m-n-la azy

mitrifana sahala amin’ny mpamosavy ! mba marina mafy !

fa koboko teto izy afak’omaly

efa avy nanao ny nataony tany! mba kôzy à!

fa vao misy revy, dia lasa any

nefa izay lasany any dia mampamangy. mampamangy any anatiny any !

folaka ihany ny anao ô ! tsy mandatsa aho, ary tsy mikafara

mba nanarina ihany taloha, fa niseho azy be mokon-doha. ela ny ela ka voa !

izay milingilingy, dia potraka nama à! tonga saina fa saingy efa tara

ity kivetaveta aloha loatra ity no nanimba an’ity jôba ity. hanakory ny ho avin’ty ?

folaka ihany ny anao ô ! tsy mandatsa aho, ary tsy mikafara

mba nanarina ihany taloha, fa niseho azy be mokon-doha. ela ny ela ka voa !

izay milingilingy, dia potraka nama à! tonga saina fa saingy efa tara

ity kivetaveta aloha loatra ity no nanimba an’ity jôba ity. oay ‘zany bikan’ty !!!

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...