lirik lagu kofa tia – samoela
isan’ora isa-minitra aho
mba mandinika ny fanaon’ny olona
de mahatsapa fa izay miara-droa
de mifanankim-po
efa hita t@télé sy video
ny gazety sy ny radio
fa ‘ty fiainana ‘ty tsy milay raha vao tsisy fitia
zany vady zany e!
n’aiza n’aiza eto ambonin’ny tany
fiadanana ny dikan’izany,hasambarana
tsiky sy tambitamby
hafaliana sy sangisangy
fa ny atsika roa no tsy mba toy izany
fa soamaravo teny ihany
satria ny revinao de mifamaly
ary isan’andro aho miaritra an’izany
mba miezaka aho ny mananihany
fa ianao misafoaka hatrany
mandinika ny tokony atao aho
fa sao mba lerany ‘zao
tsy aleo ve re asina an’zany sao ho ant-tra eto ihany
lazainao fa tinao aho
hoe tia ahy ianao e!
lay za mitomany no tinao sa le za mitalaho
fa raha mba mila ny fitiavanao aho
mba mila ny tsikitsikinao e!
longolongo ve no setrin’izany,avonavona hatrany
marina fa tena tia anao aho,tia anao aho e!
kanefa refa misy an’izany
de mba voatsindrona ihany
marina fa tena tia anao aho
tia anao aho e!
kanefa refa misy an’izany mahatsiaro voadona ihany
satria ny revinao de mifamaly
ary isan’andro aho no miaritra an’izany
mba miezaka aho ny mananihany
fa ianao misafoaka hatrany
mandinika ny tokony atao aho
fa sao mba leran’zao
tsy aleo ve re asina an’zany
fa sao ho ant-tra eto ihany
k’izay no nahatonga ahy saika ilako andry
satria ianao toa tsy mamaly fitia
raha toa tsy kopy aho angamba de tany
soa ihany aho fa tafa e!….
lirik lagu lainnya :
- kumpulan lirik lagu giacomo gardumi › lirik lagu zitadini – giacomo gardumi
- kumpulan lirik lagu lalo towers › lirik lagu spanglish – lalo towers
- kumpulan lirik lagu otm luke › lirik lagu waiting – otm luke
- kumpulan lirik lagu young rascalz ita › lirik lagu x me – young rascalz (ita)
- kumpulan lirik lagu duzz › lirik lagu a pura – duzz
- kumpulan lirik lagu lovelyfilled › lirik lagu они не знают (they don’t know) – lovelyfilled
- kumpulan lirik lagu private island › lirik lagu natural – private island
- kumpulan lirik lagu 57th street rogue dog villians › lirik lagu street appeal – 57th street rogue dog villians
- kumpulan lirik lagu endaiz › lirik lagu my neighbor is ah savage – endaiz
- kumpulan lirik lagu guf murovei › lirik lagu спасибо (thanks) – guf & murovei