lirik lagu mucho luv interlude – spvce chen, kresnik
[verse 1 * dee.]
tsiky sa tomany, ifampizarantsika omaly
mahatsiaro very aho rehefa manembona anao indraindray
f’efa mipetraka daholo ny vinavina
tsara fatotra tsara ny voady ah
f’efa ianao ilay vady matotra
ilay “shawty number one”
efa nilokaloka mafy fa tsika sy ianao manome iray
efa mipetraka daholo ny vinavina
tsara fatotra tsara ny voady ah
ianao nanadino, efa lasan’ny hafa ny fitiavanao
efa tsaratsara story any anaty réseau
ianao babymama
omaly ianao nandao anah babymama
lasany any ianao babymama
fa mbola tsy te haka vady anao
[verse 2 * spvce chen]
one time tonight, babe
izaho mila love, mila mankafy
alaiko daholo ny any aminao
fa izaho koa tsy hamela irery anao izaho
izaho mila anao zah, babe
izaho mila love
izaho mila “haze”
tsy milalao izaho
izaho mila anao
izaho ho anao irery
tsy tafatory
inona ny afaka ataoko raha tsy eo ianao iny
eto tsisy kilalao fa
tonga dia ho alaiko ny tananao
fa zao
tantarantsika hifarana amin’ny tsiky sa tomany?
mila love madio, za tomady
aiko oe faly ianao, ampelatanany any sa ve?
koboko oe ny tena tianao nefa zah rery
aiko samy tia fa izao anie isika samy very
feno “fierté” aho dia niafiko samirery
lirik lagu lainnya :
- kumpulan lirik lagu joshua arden miller › lirik lagu solidarity – joshua arden miller
- kumpulan lirik lagu loganplayz › lirik lagu sadness (ttyl) – loganplayz
- kumpulan lirik lagu sadnessshadows › lirik lagu грустно по ночам (grustno po nocham) – sadnessshadows
- kumpulan lirik lagu lords of black › lirik lagu sacrifice – lords of black
- kumpulan lirik lagu len farii › lirik lagu underdog – len farii
- kumpulan lirik lagu she makes war › lirik lagu (love) like liars – she makes war
- kumpulan lirik lagu alice lee › lirik lagu body – alice lee
- kumpulan lirik lagu molly annelle › lirik lagu all in – molly annelle
- kumpulan lirik lagu vilja › lirik lagu kesän kujeita – vilja
- kumpulan lirik lagu handelabra games › lirik lagu bottom of the ninth – handelabra games