lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu city – spvce chen

Loading...

[chorus * spvce chen & kresnik]

manana io
tairo mba midira, b*tch
dans la city izahay mandeha mi*rode
zay sous codé, zay mila peace
tsy mila apis
anaty aizina mamirapiratra
manantanona raha mila kiff
manantona f’aty ‘lay keys
manana io
tairo mba midira, b*tch
dans la city izahay mandeha mi*rode
zay sous codé, zay mila peace
tsy mila apis
anaty aizina mamirapiratra
manantanona raha mila kiff
manantona f’aty ‘lay keys
en fire ny clope, yeah
occupé zah mi*roll
anaty city, no rules
lasa parano
zatra lasa toxico
b*tches, zaranao
ahoana ny asambaranao
tairo mba tantarao ahy
omeko advice ana psycho
dr kres, io mamay
ilay miady rery anaty cachot
tsy tafavoaka io, no way
[verse 1 * spvce chen]

za mi*ride any amin’ny sisin*tany
b*tch mi*insiste
gang*nay tsy rototra amin’i sist’
feno anay ny piste
une fois mi*pop, dia ny équipe anay no pisté*ny
fa ny gang mila kichta
tsy ni*cala anah ny gonz tamin’izaho mbola tsy artiste
izao zah mbola tsy artiste
mahagaga fa ny apis*ny ary tonga aty misisika
f*ck ny pyramide sy izay eny an*tapony
fa izay eny ambany mbola manisa moula
fa milalao vola mba ahazoana fafiny
f*ck ny ekipany f’izay tsy hifangaro aminy
miseo ho tafita nefa eo tsisy haka anazy
reo sy ny ekipany, tonga de akarapoko

[verse 2 * kresnik]

anaty rap tsy afaka anaovana versus
deux minutes sept izao ny versеt
mijery dia mba manara ny cursus
fa zah mi*rap mintsy sao dia very ise
b*tchеs manaraka ho azy
kiffeny elah rehefa be sauce
izay no mahatonga anah tsy mba lavo
sady mi*fufu nefa mitady ny pesos
chromatique na dia flou
lsd mibahana ato an*doha
feno foana ny ato anaty bagage
zay ny nofinofinay eto aloha
smokey ny anah mila miova
somary leo be an’ilay news
kichta iany ny ahy dia vody
satria h*rny de mila nudes
[chorus]

manana io
tairo mba midira, b*tch
dans la city izahay mandeha mi*rode
zay sous codé, zay mila peace
tsy mila apis
anaty aizina mamirapiratra
manantanona raha mila kiff
manantona f’aty ‘lay keys
manana io
tairo mba midira, b*tch
dans la city izahay mandeha mi*rode
zay sous codé, zay mila peace
tsy mila apis
anaty aizina mamirapiratra
manantanona raha mila kiff
manantona f’aty ‘lay keys
en fire ny clope, yeah
occupé zah mi*roll
anaty city, no rules
lasa parano
zatra lasa toxico
b*tches, zaranao
ahoana ny asambaranao
tairo mba tantarao ahy
omeko advice ana psycho
dr kres, io mamay
ilay miady rery anaty cachot
tsy tafavoaka io, no way

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...