lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu london/sadshit – spvce chen

Loading...

[chorus]
fa tsisy mahatana anay
na ialahy tsy izy na namanay
amin’ny alina tsy matory
dia mila biff izahay ramaraina
tsisy mahatana anay
tsy izy na namanay
tsy kobony ny lalanay
fa ny zava*bitanay no tantarainy

[verse]
miaraka amin’ny gang foana vao mi ter*sau
no cap, izay anaty vaisseau
raha te i*pop aho tsisy ilako réseaux
ny concu nolemanay ohatran’ny massa
fa tonga ny package
fuego stud no mameno casa
mampihetsika tongotra ataoko mitapy ty isaky ny andalana
braquage ity andana ialahy miondrika ambony tanana
mampihetsika tongotra ataoko mitapy ty isaky ny andalana
j*piko ny uk mbola tsy any londres fa eto mada
izay mivoaka frappes dia norma tsisy mahazaka ny dakako
izaho tsy mahay mi*fight fa ataoko milentika indray aloha ny kata
izany ary aloha tatazo
izay mafy mibatà

efa lasa alavitra ohatran’ny cheat izaho ohatran’ny dopé
odiko mitapy fa aiko ny fôsika koboko ny ov
tairo fa alaiko ny lovés
oento ho anao ny laza
game oentinay ohatran’ny gova
fa ianao mi*battre
efa ainao ny kajy

mbola tsy any londres fa eto mada

[verse]
mety oe mafy aho fa mety marary
olombelona ihany aho
ny alahelo efa noheveriko oe lasa
fa miverina ihany
fa tsy hitako intsony
ilay sipa niaza tsy hanimba ny foko tsy sipako intsony
ilay bandy nanohana ahy tamin’ny voalohany tsy ekipako tsony
tsy mitady aho raha resam*pitiavana
fa izay efa hita nataoko nahampy ahy
ny akamako sisa ao ambadika ao
lainga ny koziko oe : “tsisy nanampy aho”
ndraindray aho miteny ndraindray aho ilay miafina ao ambany masque
ndraindray tsy misaina tsy mahita ny fake izy eo ambany masoko aho
dia alaiko ny money dia alaiko ny kichta
izay ihany dia faly fa ny ambiny rehetra nampakako sisiny any
enao mety tiako fa tsy afaka hiaraka isika aloha sista
izay miainga eo koa tsisy fady
ny foko efa nalefa sesin*tany

zay miainga eo koa zakanay
impiry izay nanome tanana
miverina avy any maratra ny tananay
impiry nianjera sy lavo
fa bandy ny tena tsy maintsy mitsangana
na misy ny sakana aza
fa vola no tsy ampy anay
dia maty ny foko dia hatramin’ny fitiavana lasa tsy tsapanay

tsy mahita tory intsony aho amin’izao
tsy aiko efa zatra ve sa efa maty
tsy mahare marary intsony aho amin’izao
tsy mahita tory intsony aho amin’izao
tsy aiko efa zatra ve sa efa maty
tsy mahare marary intsony aho amin’izao

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...