lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu package – spvce chen

Loading...

[couplet * spvce chen]
mampietsika tongotra
tonga aho ny game misy sakoroka
feno ny batterie, lasa amin’izay
fa mbola milamina aloha f’aza korontanina
io afaka korontaniko
nanjavona aho, zalahy nomeko erintaona
ohatran’ny ouragan indraindray mody calme
vao mihetsika manimba ny herin*tsainy
okay okay
tsisy ilako merco
izaho tsy aran’ny radar ohatran’i hector
sandry tsy miasa fa cerveau
izaho dia tsy azon’i lerony ohatran’i vector

izay aho fa niverina aza dia ahoana
iza ilay niteny mafy tamin’i lisany
midira tsy telo telo mbola tsy ampy
mbola tsy nitrerona aho f’aza misitrika
aty zao ny baolina f’amby misisika
tsy omeko feat. ialahy f’aza misisika

anh?
sa mbola ampina?
afaka manampy aho raha mbola mila
manaraka akaiky ianao mbola liana
raha tena jerena ianao mbola arina

vitaiko rapide anstoy mamaliza
raha miseo ho gang ialahy mamalia
aiko oe mankafy ialahy manaraha
ajanony ny rap*nao fa mamarara

hey
voatsatoky ny antsy ialahy maratra
voalakon’ny punch*ko mbola marary
manjavona kely aho manomana tsara
omeo dimy volana hiverina mafy
[refrain * brn]
package, package
anatin’ny game ialahy dead
tandremo ny gang fa mafy, mametraka 16 ny anay dia mi*pop eh
package, package
mandona ny cokе dia kush eh
fuego mi*lean purp, ialahy toa mi*rush nеfa tsy ampy vitesse

[couplet * spvce chen]
tonga ny package
anaty game, izahay zao ny badass
anaty gang tsy misy mi*poucave
tsy mi*bibi tsy mila mi*bedave
voa mi*kick aho dia tonga dia mipetraha
anh anh
tonga dia mipetraha
ity mahafaty fa tsy ohatran’ny pétard
tsy be resaka tonga dia mi*per*ta
amin’ny tany ny loha no mipetaka
hey

vava misanaka
raha mitsapa ialahy dia afa*baraka
izaho sy ny rap aloha tsy afa*misaraka
s/o fab’s ny mc zanako
alaiko ny vola fa ny ambiny zarao
tsy mitovy aloha izaho sy ry zareo
laza no ilaina ny ahy isana zéro
kichta dia mi*sourire
te ho voay nefa ohatran’ny souris
maty ny prod. dia tairo f’asio rip
fa tsisy afa*bela eo f’iny ihany no assureko
ny ato an*tsaiko mikozy oe “asio ireo”
mitifitra anah aza maika f’assureo
voa mitifitra eo izahay manko vita
dia mintsana lisany, miverina zéro

tsy ilaiko jerena
ny any ambadika kobo oe mitsikera
hita eny foana oe iza no tia kely
laozan’ny taona ialahy ohatran’i piqué
frappenay célo
latéral gauche izaho, ohatran’i celo
paw paw dia vita ny série
midira ny manaraka fa vita iny sera iny

[refrain * brn]
package, package
anatin’ny game ialahy dead
tandremo ny gang fa mafy, mametraka 16 ny anay dia mi*pop eh
package, package
mandona ny coke dia kush eh
fuego mi*lean purp, ialahy toa mi*rush nefa tsy ampy vitesse

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...