lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu mbola hafa – tovo j’hay

Loading...

[couplet 1]
raha tantaraina izay ela izay
ny hatanorana nodiavinay
natao daholo izao rehetra izao
hanadinoana ny fisianao
olon*kafa fa tsy ianao
io no naka an*kery anao
tsy hasolo anao

mbola hafa ianao

[refrain]
tsy afaka an*doha
mafatifaty
mambabo fo
mbola hafa ianao
izaho tsy adala
fa sady tiako no tia ahy koa

[couplet 2]
hatreo angamba
hatreo tokoa
ireo adalana izay teo aloha
na efa maro izay vita izay
ka atsaharo sao fay
ianao ihany
ianao irery
tsy misy hafa
hafa an*koatra anao
fa ianao dia ianao

mbola hafa ianao

[refrain]
tsy afaka an*doha
mafatifaty
mambabo fo
mbola hafa ianao
izaho tsy adala
fa sady tiako no tia ahy koa

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...