lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu rainay ô! – tselatra

Loading...

rainay o !

ato anaty lalina

no miantso anao izahay

mba henoy ny vavakay a a a !

rainay o !

indro atolotray ho anao

fo sy saina, sy fanahy

mamindrà fo, mamindrà fo aminay

indro solafaka izahay, ie, ie

ka miandrandra ny tananao

fanantenana, famonjena

no irina avy aminao

mba raiso ho eo ankaikinao

fahasambarana, fiadanana

no irina avy aminao eh

mba raiso ho eo an-tratranao

rainay o !

ato anaty alina

mivavaka eh

miantso ny anaranao

ray o, ray o

atolotray ho anao

fo sy saina ary fanahy

nefa izahay mora ambakaina eh

ka miantso anao hiaro ny dia

fanantenana, fitiavana

no irina avy aminao

mba raiso ho eo ankaikinao

fahasambarana, fiadanana

no irina avy aminao eh

mba raiso ho eo an-tratranao

(izaho, efa mahalala eh

ianao mpanome fifalina ary koa fahazavana

izaho, efa mahay iooo

fa ny finoako, fa ny finoako, no entako izay tena tsara) in 2

ray o !

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...