lirik lagu haleloia – vhf
haleloia (3) oh amen – (2)-
ity tanintsika ity tsy misy tafapetraka ela ety
fa tany fandalovana ity
fa ny tena fonenana any an-koatra any
rehefa tonga ny antson’ny ray
dia tsy maintsy mody amin’izay
tsisy azo anaovanao be marenina hoe
maditra aho ka tsy azo tenenina
aleloia (3) oh amen – (2)-
o mihobia miderà mifalia ary mankalazà
an’ilay jehovah tompon’ny maro
andramo ka zahao fa tsara izy
f’izao tinazana rehetra izao
dia hody vovoka sy ho lao
ity tany tsisy azo ianteherana
fa any an-danitra any no tena fonenana
ny taona iainana efa voaisa
fenoy fitiavana ny andro sisa
tsy misy mahay ody faty
fa mikipy ny maso rehefa lany daty
lany daty
ndao hifona hitalaho
mba jereo ity zanakao ory very toa zaza nania
miantso anao ry ray be fitia
indro misy didy vaovao
napetraky ny tompo ho ahy sy ho anao
ny mba hifankatiavantsika tsara
dieny mbola tsy tara tsy ho ratsy fiafara
aza manjeny ny andro lava
ny haizina dia hody hazava
tsy hita akory dia mihelina ny andro
sao dia variana aza mangataka andro
aleloia (3) oh amen – (2)-
o ry ray mba jereo
ndrao zahay lavo ka vonjeo
mombà anay ry ray be fitia
mba tsy ho solafaka izany dia
hamorony fo madio hanakaiky ny fanahinao
zany lalako ahitsio hanaraka ny didinao
o mihobia miderà mifalia ary mankalazà
an’ilay jehovah tompon’ny maro
zahao fa tsara izy
aleloia (3) oh amen – (2)-
lirik lagu lainnya :
- kumpulan lirik lagu the fynches › lirik lagu there always will be shade – the fynches
- kumpulan lirik lagu hail seizures › lirik lagu house on the water/flies – hail seizures
- kumpulan lirik lagu rc › lirik lagu t.n.t – rc
- kumpulan lirik lagu даня подмаркой danya podmarkoy › lirik lagu mixxxy2 – даня подмаркой (danya podmarkoy)
- kumpulan lirik lagu hothat › lirik lagu smoke – hothat
- kumpulan lirik lagu percy grainger › lirik lagu anchor song – percy grainger
- kumpulan lirik lagu mc gp › lirik lagu deu bolete – mc gp
- kumpulan lirik lagu jeong sewoon 정세운 › lirik lagu quiz – jeong sewoon (정세운)
- kumpulan lirik lagu tommy dali › lirik lagu chiamami di notte – tommy dali
- kumpulan lirik lagu eleni foureira › lirik lagu light it up mad vma 2020 – eleni foureira