lirik lagu omeo solika – vhf
tsy maintsy mirehitra mamaivay izahay
hitsena an’i jesosy
(ndreto izahy hitsena an’i jesosy)
tsy maintsy mirehitra mandrakizay izahay
hitsena an’i jesosy é
(ndreto izahy hitsena an’i jesosy)
tairo aho fa so de tsy lasa
tairo aho fa so de tavela
sao malaina, sao maimaina
tairo aho, fa so de tavela
omeo solika é
(solika hirehitra mamaivay é)
omeo solika é
(solika hirehetako mandrakizay)
hitsena an’i jesosy aho
(hitsena an’i jesosy aho)
hitsena an’i jesosy aho oa
izahay tsy maintsy vonona an’io
hitsena an’i jesosy
(vonona anio hitsena an’i jesosy)
izahay tsy maintsy hiakanjo madio
hitsena an’i jesosy
(hiakanjo madio hitsena an’i jesosy)
solika no atao fitaiza
(no atao fitaiza)
jiro nokarakaraina
(karakaraina a)
no tsy lasa tsy laitra
izay vo taitra
vidio anio izay ilaina é
omeo solika é
(solika hirehitra mamaivay é)
omeo solika é
(solika hirehetako mandrakizay)
hitsena an’i jesosy aho
(hitsena an’i jesosy aho)
hitsena an’i jesosy aho oa
miambina, samy miambina (2)
é eza avao tavela é
é aza avela é
miambina, samy miambina (2)
é aza malaina é
é aza maimaina é
miambina, samy miambina (2)
samy mibina é
miambina, samy miambina (2)
e aza avela é
feno ve sa tsy feno
(feno é, feno é)
vonona ve sa tsy vonona
(vonona, vonona)
io o oo oo oo (2)
aia ia ia é (2)
an an
hande sa tsy hande
(hande, hande)
mirehitra sa tsy mirehitra
(mirehitra, mirehitra)
io o oo oo oo (2)
aia ia ia é (2)
an an
omeo solika é
(solika hirehitra mamaivay é)
omeo solika é
(solika hirehetako mandrakizay)
hitsena an’i jesosy aho
(hitsena an’i jesosy aho)
hitsena an’i jesosy aho oa
lirik lagu lainnya :
- kumpulan lirik lagu moska › lirik lagu lagrimas de diamantes – moska
- kumpulan lirik lagu pablo cavallo › lirik lagu adicto – pablo cavallo
- kumpulan lirik lagu rh feat fouli › lirik lagu hårde nætter – rh- feat. fouli
- kumpulan lirik lagu job kurian › lirik lagu chilluranthal – job kurian
- kumpulan lirik lagu tim bendzko › lirik lagu laut und bunt – tim bendzko
- kumpulan lirik lagu crown cove › lirik lagu better man – crown cove
- kumpulan lirik lagu amon amarth › lirik lagu a dream that cannot be – amon amarth
- kumpulan lirik lagu within the nova › lirik lagu forsake the crown – within the nova
- kumpulan lirik lagu zubeen garg › lirik lagu ishq – zubeen garg
- kumpulan lirik lagu luke topping › lirik lagu this is a call to war – luke topping