lirik lagu tany mila – vhf
mila miantso anao zahay ry ray ao ambony ao
fanahy masinao ray ô mba arotsaho
tany mila vonjy ity taninay ity
be ny ota vita be ny ditra sy nania
tsy voatandrina ny didy efa noraràna
tsy mitsaha-mitombo isan’andro ny hadalana
– maizina ny tany mitady hanjaka i satana
raha sitrakao ray o mba omeo hazavana- (2)
izaho dia manontany tena hoe ahoana ihany
fa betsaka ireo olona milaza fa ho mpaminany
dia manambara sy milaza hoe izao sy izao
fa izy ireo hono anie mpitondra ny hafatrao
misy izao milaza fa ianao hono efa eto an-tany
dia nilaozanao ve zany ny any an-danitra any
– miodina ny loha tena vaka ny saina
aminao zahay ry ray tsitoha mitalaho mitaraina – (2)
rainay any ambony izay inoanay tsy fantatray intsony
mangataka aminao zahay mba omeo fo tony
rainay any ambony ny finoanay mba tazony
efa anao zahay tsy handao anao intsony
tsy ho voarebirebin’ny asan’ny demony
aza avelanao irery fa mafy ny alon-drano
hitety onja mahery jesosy o mba tantano
miady ny ady sarotra ity mpanomponao
kanosa feno tahotra ombay ny sandrinao
alabe mikitroka haizim-be migodàna
izay lalana aleha feno asan’i satana
-kanefa kosa ray raha ianao no tsy mandao
dia hivoaka ho mpandresy ity mpanomponao-(2)
rainay any ambony
tano aho fa aza avela intsony
anao foana aho mandra-maty tadio fato-maty
rainay any ambony ny finoanay mba tazony
efa anao zahay tsy handao anao intsony
tsy ho voarebirebin’ny asan’ny demony
ny finoanay ry ray o mba tazony
lirik lagu lainnya :
- kumpulan lirik lagu good dog › lirik lagu desert – good dog
- kumpulan lirik lagu sage anderson › lirik lagu long walk / you – sage anderson
- kumpulan lirik lagu falcom sound team jdk › lirik lagu namonaki akumu no hate – less vocal ver. – falcom sound team jdk
- kumpulan lirik lagu kyle stibbs › lirik lagu probably – kyle stibbs
- kumpulan lirik lagu ebony sama › lirik lagu quand même – ebony-sama
- kumpulan lirik lagu nigi phantom › lirik lagu sippin on lean – nigi phantom
- kumpulan lirik lagu santo romeo › lirik lagu kawakubo! – santo romeo
- kumpulan lirik lagu bing bang › lirik lagu blast session – bing bang
- kumpulan lirik lagu the ego trippers › lirik lagu christmas in july – the ego trippers
- kumpulan lirik lagu bigboyseptum › lirik lagu kmsq – bigboyseptum