
tsiky kely - zay lyrics
Loading...
tsiky kely toa nanaitra no nasetrinao ireo masoko nitopy
nitselatra ny tao am-po fa tsy nanam-po hoe mba hitsikinao
dia nanofonofy amin’izay
hoe isika ho tafaray
hifampitantana hiaradalana
nefa moa ve tsiky iray de efa ampy hampifandray
sy hilazana fa hoe ianao koa tia ahy
ka hampanginiko ny foko, lay nofinofy hohadinoiko
na dia nanaitra ahy tokoa lay fitsikinao
mety ho tsiky tsotra ihany ka tsy handefasako vinany
’zaho mintsy no efa adala anao ka mahatonga ahy toa izao
efa ela tokoa moa no nitsiry tao am-po
ilay faniriana anao
fitiavana adaladala satria tsy te hahalala
hoe moa ve mba tianao
dia nanofinofy……..
Random Song Lyrics :
- 11:11 - parisalexa lyrics
- 28 killas (intro) - double iz lyrics
- la - mc igu lyrics
- kahin nahi gaya - aniket shukla lyrics
- lamina - big scary lyrics
- comfortable intro - shiquon lyrics
- what's inside (english) - pinnocchio-p lyrics
- ending days - paradise lost lyrics
- dedicato a me - sick tamburo lyrics
- to rap addix - rap addix lyrics