lirikcinta.com
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

lirik lagu tsy mety afaka ao an-doha – zay

Loading...

taona maro lasa izay

tsy nihaonantsika izay

saingy hatramin’zao aloha

dia mbola tsy afaka ao andoha

ireo natao teo aminao

heno foana mihelohelo ao

asa ianao raha hoatra ahy

mbola mahatsiahy

tsy hoe lafatra daholo

ireo rehetra manontolo

saingy tsapa fa mitoetra

ireo fahatsiarovana rehetra

ireo natao teo aminao

heno foana mihelohelo ao

asa ianao raha hoatra ahy

mbola mahatsiahy

na ireo vazivazy izay fanaonao

mandalo foana ao an-tsofiko ao

na ireo adiady izay nandratra ilay fo

mbola reko avokoa, tsy mety afaka ao an-doha

mahatsiaro ka miverina

ireo tsiky sy ireo sento

fa tsy ho averina intsony

ilay tantara izay efa nikoa

ireo natao teo aminao

heno foana mihelohelo ao

asa ianao raha hoatrahy

mbola mahatsiahy

na ireo vazivazy izay fanaonao

mandalo foana ao an-tsofiko ao

na ireo adiady izay nandratra ilay fo

lirik lagu lainnya :

YANG LAGI NGE-TRENDS...

Loading...